التصنيفات
القرآن الكريم

المختصر في التفسير malagasy سورة [التحريم]

وَمَرۡيَمَ ٱبۡنَتَ عِمۡرَٰنَ ٱلَّتِيٓ أَحۡصَنَتۡ فَرۡجَهَا فَنَفَخۡنَا فِيهِ مِن رُّوحِنَا وَصَدَّقَتۡ بِكَلِمَٰتِ رَبِّهَا وَكُتُبِهِۦوَكَانَتۡ مِنَ ٱلۡقَٰنِتِينَ

المدغشقرية | malagasy

Efa nametrahanI Allah ohatra mba hakanireo mpino anI Allah sy ny irany lesona ny toe-piainani Mariamo zanaki Imran, vehivavy izay nahavita niaro tena sy ny fitaovam-pananahany, tsy nijangajanga, ka nirahanI Allah i anjely Gabriely mba ham-pitsoka sy hampiditra zavatra ho lasa zaza tao amini Mariamo, ka taty aoriana dia nitondra vohoka i Mariamo ary io zaza io dia i Jesoa (Ynssa) zanaki Mariamo tsy manana ray, izy dia tonga hanamarina ny lalànI Allah izay voarakitra ao anatinireo Boky masina izay nidina taminireo mpaminany irakI Allah, i Mariamo dia anisanireo andevo hendry aminI Allah ary manaraka ny didy amam-baikonI Allah ary mihataka ihany koa ireo zavatra noraranI Allah.