التصنيفات
القرآن الكريم

المختصر في التفسير malagasy سورة [المؤمنون]

وَجَعَلۡنَا ٱبۡنَ مَرۡيَمَ وَأُمَّهُۥٓ ءَايَةٗ وَءَاوَيۡنَٰهُمَآ إِلَىٰ رَبۡوَةٖ ذَاتِ قَرَارٖ وَمَعِينٖ

المدغشقرية | malagasy

Ary nataonay hoy Tompo Allah i mpaminany Jesosy zanaki Mariamo sy ny reniny Mariamo ho fahagagana miavaka mihitsy izay maneho sy milaza ny fahefani Tompo Allah fa Izy tokoa no Tompo mahefa ny zava-drehetra, i Mariamo dia zaza vavy nitondra vohoka, tsy manana ray ny zanany tao am-bohoka, ary nomenay toerana sy fialofana izy roa hoy Tompo Allah, teny ambony havoana feno fitoniana, azo ipetrahana no sady misy loharano vaovao mikoriana.