التصنيفات
القرآن الكريم

المختصر في التفسير malagasy سورة [الأنبياء]

وَٱلَّتِيٓ أَحۡصَنَتۡ فَرۡجَهَا فَنَفَخۡنَا فِيهَا مِن رُّوحِنَا وَجَعَلۡنَٰهَا وَٱبۡنَهَآ ءَايَةٗ لِّلۡعَٰلَمِينَ

المدغشقرية | malagasy

Ary tsarovy- ry iraka- ny tantaran‘i Mariamo (A.S) izay nadio tanteraka ny fitaovam-pananahany manoloana ny fijangajangana, ka nadefasan‘I Allah Gabriela (A.S) teo aminy, nitsoka tany aminy ka bevohoka an‘i Jesosy (A.S) ary izy sy ny zanany dia porofo ho an‘ny olombelona amin‘ny fahefan‘I Allah ary I Allah dia tsy misy zavatra tsy vitany rehefa nanamboatra azy tsy misy ray no niandohana.